|
|
|
|

Entry1  matselaka
Part of speech  2  adjective
Root  3  tselaka
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka
Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny
Explanations in English  6  [1.7] quick, prompt
Explanations in French  7  [1.8] prompt à comprendre, à agir

Updated on 2025/08/10