|
|
|
|

Entry1  mavibika
Part of speech  2  adjective
Root  3  vibika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kingakinga sy matanjaka
Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahafinaritra ahy iny zokin' ise iny fa mavibika

Updated on 2024/12/11