Entry | 1 mavitribitrika |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 vitribitrika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao |
Synonyms | 5 mavitrika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |