|
|
|
|

Teny iditra1 mavozovozo
Fototeny  2vozovozo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Osa, reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha
(taloha) Midonanapoana, tsy miasa [1.1]
Tovy hevitra  5mavozo
Kamban-teny rehetra  6mavozovozo lava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08