|
|
|
|

Entry1  may Ambondrona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  may, Ambondrona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny ampiasan' ny olona itỳ fitenenana itỳ dia amin' ny fisian' ny raharaha tena maika izay tsy maintsy vonjena fa ajanona ny hafa

Updated on 2025/07/29