Entry | 1 mazava |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 zava |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 8 20 words containing mazava |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mitera-kazavana: Mazava ny afo Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao |
Explanations in English |
10 [1.7] bright, light, clear; |
Explanations in French |
11 [1.3, 1.8] clair, lumineux, brillant 12 [1.3#870] net, franc, ouvert, transparent, éclairci |
Examples |
13 [2.472] Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. 14 [2.324] nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. 15 [2.470] Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mazava |
Anagrams | 17 avazam, mazava |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |