|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mazava saina |
| Singan-teny | 2 mazava, 3 saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsara saina ka tsy mba fatra-piahiahy olona na sarotsarotiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 clear-minded, intelligent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 quick of thought, inteligent
[1.3] 8 qui a l'esprit clair, qui est intelligent [1.3] 9 intelligent [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|