|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manelo
Fototeny  2 elo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to hinder, to impede [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mañelo
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 marary [Taisaka, Bara] [1.78]
13 marary, manaintaina [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  14 (manelo) to be ill. [1.2]
Voambolana  15  Fahasalamana

Fivaditsoratra  16 lemona, 17 lomena, manelo, mañelo, 18 nomale

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27