|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  manorana
Fototeny  2 torana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/5)9  manorana
Fototeny  10 orana
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañoraña] 12 avy orana, manorana [Tanala] [1.78]
13 misy orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to rain [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Tovy hevitra  18 morana

Teny iditra (3/5)19  manorana
Fototeny  20 orana
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy) [1.1]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/5)27  manoràna
Fototeny  28 torana
Sokajin-teny  29  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (5/5)30  manoràna
Fototeny  31 orana
Sokajin-teny  32  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  33 manaròna, manarona, manorana, manoràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27