|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 melohina |
| Fototeny | 2 meloka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on courbe
[1.3#233, 1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 6 melohina |
| Fototeny | 7 meloka |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy
[1.1] |
| Ohatra |
10 Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina.
[4.27#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|