Entry | 1 mendrika |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 endrika |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1#652] Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zava-bitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra |
Explanations in English |
7 [1.7] worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika) |
Explanations in French |
8 [1.3#126, 1.8] digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika) |
Examples |
9 [2.472] mendrika loatra nataon' ny Frantsay amin' ny maha-firenena miady azy: 10 [2.470] Nahatsapa ny tenany ho diso koa izy ka mendrika ny tsorakazo nomaniny. |
Anagrams | 11 akendrim, mendrika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |