|
|
|
|

Entry1  mentsomentsona
Part of speech  2  noun
Root  3  mentsona
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara
Explanations in French  6  [1.3] bavardage. Comme kamentsona

Updated on 2025/08/05