|
|
|
|

Entry (1/2)1  metatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity
Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho [1.1]
Explanations in English  4  a meter [1.7]
Explanations in French  5  mètre [1.3, 1.8]
Examples  6  Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [2.472]
7  Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [2.576]
All compound words  8  jotsotombon' ny metatra
Vocabulary  9  Space

Entry (2/2)10  metatra
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  (de hetatra : comblé de richesses). Nom d'un arbre à bois dur d'après le fichier Grandidier. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  13  Botany

Updated on 2025/10/08