Entry | 1 miadam-pinaritra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 miadana, finaritra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] sambatra tanteraka: "Veloma, masina, ry nahafoizana -- tratraran' ny ela ka dia soava / hiadam-pinaritra lalandava". (Ny Avana) |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |