|
|
|
|

Teny iditra1  miady hevitra
Singan-teny  2 miady, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 To argue, to discuss [1.2]
Voambolana  6  Filôzôfia
Tovy hevitra  7 miady saina, mifamandraka, mifandafatra, mifandahatra, mifandany ron-doha, mifandapa, mifanditra, mifandohika, mifanjihitra, mifanjinja, mifanolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31