|
|
|
|

Teny iditra1  miady
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifamely amin' ny basy aman-defona:
5 Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana
6 Mifampitory eny amin' ny fitsarana:
7 Miady lova ireto olona ireto
8 Mifanditra, tsy mifanaraka:
9 Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo
10 Mikaona tsara:
11 Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 To fight, make war [1.2, 1.7]
13 to quarrel, to contend in words or deeds. [1.2]
14 to fit closely together, to correspond exactly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 Se battre, être en guerre, faire la guerre [1.3, 1.8]
16 être en procès, se disputer
17 être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type [1.3]
18 être bien ajusté; correspondre [1.8]
Ohatra  19  Tsy maintsy miady hatramin' nyfarany aho. [2.471]
20  Fantatsika fa miady ny tany ankehitriny, hoy izy. [2.472]
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Mpanahaka  25  mandrafitraady, 26  miady, 27  mifamango, 28  mifamelyantsamotady, 29  mifamely, 30  mifamovoka, 31  mifampikatroka, 32  mifanafika, 33  mifanakofoka, 34  mifanakotika, 35  mifanandrina, 36  mifanangana, 37  mifananikamifanorabato, 38  mifanaoambakiloha, 39  mifanaoankolafiny, 40  mifanaomandrosoafamasakanylohomby, 41  mifanatrika, 42  mifandazo, 43  mifandramatra, 44  mifandringana, 45  mifandripaka, 46  mifandrotika, 47  mifanjenjina, 48  mifanjinja, 49  mifanondrobasyamandefona, 50  mifanorotoro, 51  mifanotohoto, 52  mikatroka, 53  mikatroka, 54  mikitra, 55  mikitrana, 56  mipaka, 57  rafitraady
Kamban-teny rehetra  58  Fikambanana 32 amin' io teny io
Ohabolana  59  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  60 amidy, 61 i mady, miady, 62 midia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17