Entry (1/2) | 1 miainga |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ainga |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? |
Explanations in English |
10 [1.2] to rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. |
Examples |
11 [2.472] Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miainga |
Entry (2/2) | 13 miaingà |
Part of speech | 14 imperative of active verb miainga [Full list] |
Root | 15 ainga |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 aingaim, iaingam, miainga, miaingà, migaina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |