Entry (1/2) | 1 miala |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ala |
Morphology |
|
All compound words | 8 53 words containing miala |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso |
Explanations in English |
10 [1.2, 1.7] to leave, to go away 11 [1.2] to go out, to retire |
Explanations in French |
12 [1.8] partir, quitter un lieu |
Examples |
13 [2.470] Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... 14 [2.472] hiala ihany koa anefa aty aoriana. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word miala |
Entry (2/2) | 16 mialà |
Part of speech | 17 imperative of active verb miala [Full list] |
Root | 18 ala |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 ailam, alaim, alami, ialam, lamai, malay, malia, mialà, miala |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |