|
|
|
|

Entry1  mialoha
Part of speech  2  active verb
Root  3  loha
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý
Explanations in English  13  [1.2] to precede, to go before.
14  [1.7] to go before, to precede; beforehand
Explanations in French  15  [1.8] précéder; avant, à l'avance
Examples  16  [2.324] Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony.
17  [2.470] Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely.
Proverbs  18  Proverbs containing the word mialoha

Anagrams  19  alamohy, alohaim, amolahy, himaloa, himaola, holamai, ialoham, ilamaho, ilamoha, ilaoham, iloaham, iolaham, mahailo, mahaoly, mailaho, mialoha, miloaha, miolaha

Updated on 2025/08/10