|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miamboho lahy |
| Singan-teny | 2 miamboho, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mandositra an' ady
[1.1] |
| Ohatra |
6 Lehilahy tsy nivadika ny fanaikena tokoa ianareo: izany ianareo no tena tsy-miamboholahy.
[2.298#]
|
| Tsipelina hafa | 7 miamboho lehilahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|