|
|
|
|

Entry1  miampofo
Part of speech  2  active verb
Root  3  fofo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany
Explanations in English  9  [1.2] to nurse in the lap.
Examples  10  [2.48] Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo.
11  [2.5] nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso.
Proverbs  12  Proverbs containing the word miampofo

Anagrams  13  ampofoim, mampiofo, miampofo

Updated on 2025/07/29