|
|
|
|

Entry1  miampy
Part of speech  2  active verb
Root  3  ampy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito
Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko
Explanations in English  9  [1.2] to grow larger or greater in number or quantity.
10  [1.7] to increase in number or quantity; to increase by so much
Explanations in French  11  [1.8] augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité
Examples  12  [2.472] Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy.
13  [2.470] Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny.
Proverbs  14  Proverbs containing the word miampy

Anagrams  15  miampy, mipamy

Updated on 2025/07/29