|
|
|
|

Teny iditra1  mianaka
Fototeny  2 anaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka
5 Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [1.2]
7 to be together as parent(s) and child(ren)
8 tèlo mìanaka: parents and one child;
9 and so on according to the number of the children [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être parents et fils [1.54]
11 parents et enfants (s) ensemble,
12 tèlo miànaka: parents et un enfant;
13 et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [1.8]
Ohatra  14  Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [2.324]
15  Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [2.470]
16  Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471]
17  Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [2.472]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 kiamana, 24 makiana, 25 manaika, 26 maniaka, 27 miakana, mianaka, 28 Namakia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17