|
|
|
|

Teny iditra1  miandaboboka
Fototeny  2 daboboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby
5 Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé)
7 aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 midaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12