|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miandahy |
| Fototeny | 2 lahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao asa fanaon-dehilahy.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana.
[2.471#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 miandahy miambavy |
| Fivaditsoratra | 10 mahadiñy, 11 mahidina, miandahy, 12 midinaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|