|
|
|
|

Teny iditra1  miandahy miambavy
Singan-teny  2 miandahy, 3 miambavy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 men and women together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 hommes et femmes ensemble [1.8]
8 hommes et femmes qui travaillent ensemble [1.5#180]
Ohatra  9  Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12