|
|
|
|

Teny iditra 1  miangiangy
Fototeny  2 angiangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident. [1.2]
6 [Provincial] to be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything [1.2]
Ohatra  7  Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika. [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  sahy loatra, 13  tsy mahalala menatra, 14  tsy vaky afero, 15  tsy vaky atatra, 16  tsy vaky aty, 17  tsy valahara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22