|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miangona
Fototeny  2 angona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
5 Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
6 Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to assemble, to congregate [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 se réunir, s'assembler [1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mianna
Fototeny  14 angona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 amingano, 17 amongany, 18 manaingo, 19 manionga, 20 miangano, miangòna, miangona, 21 miongana, miongàna, 22 mongaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27