|
|
|
|

Entry1  miankin-drindrina irery
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  miankina, rindrina, irerỳ
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka

Updated on 2024/12/07