|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 miantsa |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tsanganan-tromba
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 miantsa |
| Fototeny | 5 antsa |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mihira
[Bara, Tanosy]
[1.78] 8 Manao, miventy antsa, manao hira fiderana ny mpanjaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to chant in praise of the sovereign. Redup. also used.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 14 miantsà |
| Fototeny | 15 antsa |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 mañatsy, 18 manitsa, miantsà, miantsa, 19 santima |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|