|
|
|
|

Entry (1/2)1  miantsona
Part of speech  2  active verb
Root  3  antsona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra
Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille?
Explanations in English  9  [1.2] to be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe.
10  [1.7] to come to harbor, to anchor
Explanations in French  11  [1.3#57] Aborder, être arrêté au bord de l’eau, être au mouillage: Saiky tsy afa-niantsona ny lakana noho ny onjan-drano (La barque a abordé difficilement à cause des vagues) ~ Niantsona tamin’ ny seranana telo ny sambo (Le navire a mouillé dans trois ports)
12  [1.8] entrer en rade, ancrer
Examples  13  [2.508#] Miala any Antongila izy, mihoatra any avaratry ny Tanjon' i Bobaomby ary dia miantsona mandray namana ao Nosy Be.
14  [2.471] Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho.

Entry (2/2)15  miantsòna
Part of speech  16  imperative of active verb miantsona [Full list]
Root  17  antsona
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20  amantsony, amintsano, antsonaim, iantsonam, miantsòna, miantsona, namaitson, namotsian, nanatsimo, niantsoam

Updated on 2025/08/10