|
|
|
|

Entry1  miaro
Root  2  aro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mialona, miady noho ny fialonana [Taisaka] [1.78]
5  Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho
Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra
Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto
Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy
Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto [1.1]
Explanations in English  6  to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously. [1.2]
7  to protect, to defend [1.7]
Explanations in French  8  protéger, défendre [1.8]
9  protéger [1.13]
Examples  10  Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany. [2.470]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15  miaro vantony
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 amiro, 18 amory, 19 maroy, 20 miaro, 21 miora, 22 miroa, 23 Moria, 24 Orima

Updated on 2025/10/08