|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miati-dranomaso |
| Singan-teny | 2 miatitra, 3 ranomaso |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fomba fanaon' ny foko sy faritany sasany fahiny raha nankany an-dapa mba hitomany ny mpanjaka niamboho, mialoha ny fanafenana ny masina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to weep with relatives who have suffered bereavement;
7 to go up to the palace to weep on the decease of a sovereign. [1.2] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|