|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miava |
| Fototeny | 2 ava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 misoroka: Kely asa ka miava vorondra (tsy manana asa ka misoroka tanimbomanga)
[Tanala]
[1.78] 5 misoroka ahitra [Tanosy] [1.78] 6 Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan' ny voly [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to weed
8 fig. to clear away anything bad, to purify. [1.2] 9 to weed a field [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 sarcler
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 miavà |
| Fototeny | 16 ava |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miava [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 18 maiva, 19 mavay, miava, miavà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|