|
|
|
|

Entry (1/2)1  mibanjina
Part of speech  2  active verb
Root  3  banjina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] to stare at, to look intently at
Explanations in French  10  [1.3, 1.8] contempler
11  [1.3] regarder
12  [1.8] regarder fixement
Examples  13  [2.324] Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy.
14  [2.470] -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana.

Entry (2/2)15  mibanjìna
Part of speech  16  imperative of active verb mibanjina [Full list]
Root  17  banjina
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20  ibanjinam, mibanjìna, mibanjina

Updated on 2025/08/10