Entry | 1 mibarara |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 barara |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra |
Anagrams | 8 bararaim, ibararam, mibarara, raimbara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |