Entry | 1 mibarareoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 barareoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno |
Explanations in English |
8 [1.2] to bleat as a sheep. 9 [1.7] to bleat like a sheep or a goat |
Explanations in French |
10 [1.8] bêler, (mouton et chêvre) |
Examples |
11 [2.470] nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo. |
Vocabulary |
12 Zoology: (in general) |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mibarareoka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |