|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibararàka
Fototeny  2 baraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to vomit violently [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Voambolana  9  Fahasalamana
Mpanahaka  10  mibosasaka, 11  migorodana, 12  migororoana

Teny iditra (2/2)13  mibararàka
Fototeny  14 baraka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 Mifantsitsitra be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to gush forth violently, to flow out. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12