|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibehambehana
Fototeny  2 behambehana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Voalohany ny anao lahy ka nibehambehana aoka izany
5 Manakantsakana ny hafa rehefa mandeha: Mibehambehana erý ilay sakaiza iny rehefa mandeha, ohatra ny azy irery iny ny arabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to walk by lifting up the feet high [1.2]
Ohatra  7  hoy Ingahy Ramiandrisoa, mibehambehana eran' ny trano. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mibehambehàna
Fototeny  13 behambehana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibehambehana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 hembahembaina, mibehambehàna, mibehambehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27