|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibinabina |
| Fototeny | 2 binabina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mivonto somary malemilemy toa mizihitry ny rivotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 swollen, puffed up, prominent, protuberant.
[1.2] |
| Mpanahaka | 6 mibibaka, 7 mibontana, 8 mibontsina, 9 mivonto, 10 mivozihitra, 11 mizihitra, 12 mizihizihy |
| Kamban-teny rehetra | 13 feno mibinabina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|