|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibontsina
Fototeny  2 bontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina?
5 Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana)
6 Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1]
7 mizihitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 gonfler [1.13]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 filiro mibontsina

Teny iditra (2/2)14  mibontsìna
Fototeny  15 bontsina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibontsina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mibontsina, mibontsìna, 17 tsinombina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27