|
|
|
|

Entry1  miboeriboerika
Part of speech  2  active verb
Root  3  boeriboerika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana
Examples  8  [2.996] Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany;
9  [2.356] Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho.

Updated on 2024/12/11