|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibohaka
Fototeny  2 bohaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibontsina ho ngeza, misavovona be: Mibohaka be ireto sesi-kidoro ireto
5 Migaragara sy mivaha ho azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Se dilater, se soulever, être élastique ; fig. être prodigue [1.3#84]
Ohatra  7  Sao fohy loatra ity tanany, ry Nenibe, hoy ì Voahirana, ndeha hatao ilay mibohaka eto antenantenany. [2.895#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  mibohaka
Fototeny  14 bohaka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  16 to wear the hair in plaits in the manner of the bohaka; to be disheveled, as the hair in mourning. Same as mirakaraka. See raka [1.2]

Fivaditsoratra  17 mahakibo, mibohaka, 18 mihabako, 19 mihaboka, 20 mikobaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17