|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  raka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 poles, timber-work, the shell of a wooden house [Provincial]
4 Also a box. See vata [1.2]
Kamban-teny rehetra  5 rakarakan' olona

Teny iditra (2/3)6  raka
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  8 Hahia, hahiazana, fahamaranan-tsody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 Comp. Rakorako [1.2]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  11 rakaraka

Teny iditra (3/3)12  raka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14 a large species of crab. See foza [1.2]
Voambolana  15  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  16 rakaraka

Fivaditsoratra  17 kara, raka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09