|
|
|
|

Entry (1/2)1  mibohy
Part of speech  2  active verb
Root  3  bohy
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] to carry on the shoulder

Entry (2/2)5  mibohy
Part of speech  6  active verb
Root  7  bohy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to
Explanations in English  13  [1.2] to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs.

Anagrams  14  himboi, hiomby, mibohy, mihoby

Updated on 2025/07/29