Entry | 1 miboika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 boika |
Morphology |
|
Examples |
7 [1.267] miboika dia lasa, mandeha tsy miato. 8 [2.1011] Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; |
Anagrams | 9 baikoim, ikombia, mibaiko, miboaky, miboika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |