|
|
|
|

Entry1  mibolisatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  bolisatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho
Examples  9  [2.996] ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy.
Analogs  10  misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra

Anagrams  11  mibolasitra, mibolisatra, misobilatra

Updated on 2025/07/29