|
|
|
|

Teny iditra1  mibory
Fototeny  2 bory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mihety volo [Bara] [1.78]
5 Mitapaka: Zazavavy mibory volo no hitako teo fa tsy lava volo akory
6 Nihety volo ho fisaonana ny mpanjaka fahiny: Nibory daholo ny lehilahy tamin' ny niambohoan-dRasoherina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be cropped, to be shorn, to be pulled, as the head, to be cut off, as the horns or tail [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Avoir les bouts coupés, avoir la tête rasée (comme cela se faisait pour le grand deuil à la mort du souverain ), se raser la tête, être privé de la queue, des cornes, des membres, des branches [1.3#90]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17