|
|
|
|

Teny iditra1  midabebaka
Fototeny  2 dabebaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisaka mivelatra be: Midabebaka be ny tarehin' io tovolahy io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Etre plat, large, épaté [1.3]
Mpanahaka  6  belaka, 7  tabebaka, 8  tasitasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31