|
|
|
|

Teny iditra1  mididy
Fototeny  2 didy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Voadidy: Efa mididy telo itỳ mofo itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 cut in a groove [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 être coupé [1.3#101]
Ohatra  7  Akanjo roa aman' olona avy no novidiany ho azy efatra mianadahy: ny iray zandiana mididy mananjara tenainy andavanandro, ny iray tokam-bolo rano iray fitondra alahady sy lanonana samihafa. [2.470#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12